|
|
|
|

Teny iditra1  miandry kendry tohina
Singan-teny  2  miandry, kendry tohina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Tovy hevitra  5  miandry vava latsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20